Entry izaho
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: ~ Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: ~ Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [Rajemisa 1985]
English definition see aho. [Richardson 1885]
 I (emphatic) [Hallanger 1973]
French definition je, moi.
¶ Manao izaho ity: faire l'important. [Abinal 1888]
 je, moi (s'emploie au début de la phras [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
 je, moi [Hallanger 1974]
  [Tanala] je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Beaujard 1998]
Italian definition io [Profita 1969]
Derivations 
Tables and plates all the pronouns

2018/12/15