Entry | 1 voatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lamina, karakara [1.1] |
Explanations in English |
4 preparation [1.7] |
Explanations in French |
5 préparation, réparation [1.8] |
Examples |
6 Ny hafaliam-po sy ny fialan-tsasatra ary ny sakafo tsara voatra dia samy nampiverina haingana ny herin' ny tenako manontolo.
[2.643#48]
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word voatra |
Anagrams | 29 avotra, 30 ovatra, 31 voatra |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |