|
|
|
|

Entry1  fanamboarana
Root  2 voatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ
5 Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady?
6 Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto [1.1]
7 fanomezana bika zavatra iray
8 fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja
9 fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro
10 fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa [1.13]
Explanations in English  11 the act of arranging, preparing, or repairing [1.7]
Explanations in French  12 l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause [1.3]
13 action de préparer, d'arranger, de réparer [1.8]
14 fabrication, usinage, transformation, façonnage
15 fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique
16 fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur
17 fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement
18 fanamboarana ny simba: réparation
19 fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme
20 fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices [1.13]
Examples  21  Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. [2.472]
Vocabulary  22  Mathematics
Analogs  23  fanaovana
All compound words  24 fanamboarana ara-ivondanja

Updated on 2025/11/09