|
|
|
|

Entry1  amboarina
Root  2 voatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony.
5 Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny. [1.1]
Explanations in English  6 to be prepared; to be arranged; to be repaired. [1.7]
Explanations in French  7 qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare. [1.8]
Examples  8  Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io. [1.519#]
9  Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino. [1.437#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14  2 combinations of this word
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 amboarina, 17 amboriana, 18 anambario, 19 anamboary

Updated on 2025/11/09