| Entry | 1 mamboatra |
| Root | 2 voatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao, manome endrika: Mamboatra trano Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no namboatra ny adinay [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 manamboatra |
| Anagrams | 10 mamboatra, 11 marambato |
| Updated on 2025/09/12 |
|