|
|
|
|

Entry1  mivoatra
Root  2  voatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1]
Explanations in English  5  to be well arranged [1.7]
Explanations in French  6  être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 miavotra, 12 mivarota, 13 mivoatra, 14 varo-maty, 15 voamitra

Updated on 2025/09/12