Entry manamboatra (voatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao, manome endrika: Manamboatra trano
Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro
Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1]
Explanations in English To arrange, to prepare; to repair [1.7]
Explanations in French Arranger: préparer; réparer [1.8]
Examples 
1ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany; [2.366]
2Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay. [2.445]
Morphology 
Present : manamboatra
Past : nanamboatra
Future : hanamboatra
Synonyms mamboatra

Anagrams 

Updated on 2023/01/20