|
|
|
|

Entry1  fampivoarana
Root  2 voatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra [1.13.mg#49]
Explanations in French  5 développement [1.13.fr#49]
Examples  6  Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? [2.366#]
7  Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320#]
Vocabulary  8  Economy: finances, management
All compound words  9 fampivoarana ny toe-karena

Updated on 2025/11/09