|
|
|
|

Entry1  fahavelomana
Root  2  velona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany.
Explanations in English  5  [1.7] life, lifetime, the duration of life
Examples  6  [2.5#] Dia vao ho feno ny fahavelomana?
7  [2.69#] sahala ny fahavelomana, ary iray ny fahafatesana.
8  [2.529#] Dia ho tapitra hatreo ve ny fisiana sy ny fahavelomana?

Updated on 2024/12/11