Entry famelomana (velona)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanomezana aina indray: Famelomana ny maty
¶ Fiahiana, fikarakarana: Adidinao na famelomana ireo kamboty kely ireo
¶ Fampanenoana: An' iza na fomelomana lakolosy anio?
¶ Fampirehetana: Tsy sarotra ny famelomana afo raha maina tsara ny kitay [Rajemisa 1985]
French translation   alimentation, amorçage [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Updated on 2012/11/03