| Entry | 1 velomina |
| Root | 2velona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo (hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire) [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume [1.8] |
| Examples |
7 Aza velomina ny vehivavy manana ody.
[2.996]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 12saro-belomina |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 milevona, 15 mivelona, 16 velomina |
| Updated on 2025/11/02 |
|