Entry tsy marary tsy mari-koditra (tsy, rary, marika, hoditra)
Part of speech expression
Malagasy definition salama tsara tsy misy aretina na kely aza [Rajemisa 1985]
Examples 
1Tsy marary tsy marikoditra ny zanany [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2aza marary aza marikoditra [Fox: Hainteny]

2011/05/12