| Entry | 1 marika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina
4 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika 5 Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry 6 Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay 7 Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? 8 Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1] |
| Explanations in English |
9 a sign or mark
10 a plan or drawing 11 arithmetic [1.7] |
| Explanations in French |
12 signe ou marque
[1.8] |
| Examples |
13 Nisy marika hafa koa hitako.
[2.472]
14 Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 26 50 combinations of this word |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 28 kamary, 29 kamira, 30 karima, 31 Makira, 32 marika, 33 mikara |
| Updated on 2025/11/17 |
|