| Entry | 1 tsotra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala
4 Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity 5 Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra 6 Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely 7 Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany 8 Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [1.1] |
| Explanations in English |
9 smooth, plain; easy, simple
[1.7] |
| Explanations in French |
10 lisse, droit; simple, facile
[1.8] |
| Examples |
11 fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina.
[2.324]
12 mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470] 13 Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 30 17 combinations of this word |
| Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/13 |
|