| Entry (1/2) | 1 mitsotra |
| Root | 2 tsotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa tery ny fandriana. / Mitsotra ambony ahitra
5 Mivelatra henjana: Tsy ho azo didiana ity lamba ity raha tsy mitsotra 6 Miteny milaza ny marina tsy misy afinafenina: Aoka ianao hitsotra rehefa anontaniana [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 11 mitsotra |
| Part of speech | 12 active verb |
| Explanations in Malagasy |
13 [Sihanaka] mitsoka: mitsotra anjombona
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|