Entry | 1 tsorina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tsotra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao Tsy atao be aingitraingitra: Notsorina ny fanambadian' ny ankizy |
Explanations in French |
5 [1.13] réduire, simplifier: tsory, réduisez |
Morphology |
|
All compound words |
|
Anagrams | 11 antsory, 12 rotsina, 13 sarinto, 14 satrony, 15 sitrano, 16 trisona, 17 trosina, 18 tsorina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |