Entry fitsorana (tsotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe
¶ Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23