Entry fanatsorana (tsotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Faninjirana, fampivelarana, famelarana, fanalavana [Rajemisa 1985]
 ¶ fanatsorana ampaha iray: fizarana ny mpanisa sy ny mpanondro amin'ny isa iray tsy mira zéro. [Vocabulary: Mathematics: arithmetic] [SLP 1986]
French definition simplification
¶ fanatsorana ampaha iray: simplification d'une fraction. [Vocabulary: Mathematics: arithmetic]
¶ fanatsorana fimirazeva: réduction des isométries. [Vocabulary: Mathematics]
¶ fanatsorana ny asa: simplification du travail [SLP 1986]

Updated on 2009/09/09