|
|
|
|

Entry 1  tsotsotra
Root  2 tsotra
Part of speech  3  adjective
Explanations in French  4 [duplicatif] [1.3#796]
Examples  5  Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117#105]
6  Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332#8]
7  Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643#161]
Combinations  8  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26