Entry tondro
Part of speech   noun
Malagasy definition   fanondro [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro
¶ Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay [Rajemisa 1985]
English translation   the pointer finger [Hallanger 1973]
French translation   l'index
¶ action d'indiquer avec le doigt [Hallanger 1974]
Examples   Tondro belaka tondro vaventy
raha ny mpangalatra no handray tanana anao
atsipazo toa fatim-biby
tondro belaka tondro vaventy
raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao
ataovy diavolan-tanteraka ny kibo
[Fox: Hainteny, number 254]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry tondro
Part of speech   noun
French translation   caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur [SLP: Voambolana]
Analogy   tondro avaratra ~ tondro fana ~ tondro haabo ~ tondro haambo ~ tondro hahaka ~ tondro hataka ~ tondro maripana ~ tondro mifolaka ~ tondro miloko ~ tondrom-paingo ~ tondron' anaisa ~ tondro sanda ~ tondro toerana

Updated on 2014/11/06