|
|
|
|

Entry1  fanondroana
Root  2 tondro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana:
5 Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1]

Updated on 2025/11/13