| Entry (1/2) | 1 voatondro |
| Root | 2 tondro |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in English |
4 pointed at
[1.2#660] |
| Explanations in French |
5 qu'on a indiqué
[1.3#723] |
| Examples |
6 Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany.
[2.117#93]
7 Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho? [2.529#138] 8 Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy. [2.445#31] 9 Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa. [2.471#53] 10 Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga. [2.472#255] |
| Combinations | 11 2 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 13 voatondro |
| Elementary words | 14 voa, 15 tondro |
| Part of speech | 16 noun |
| Explanations in French |
17 [Sakalava+Betsileo] (de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt). Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae). Bonne fourragère. Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette.
[1.196] |
| Vocabulary | 18 Botany |
| Scientific name |
|
| Updated on 2026/03/07 |
|