Entry | 1 tondroina |
Root | 2 tondro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be pointed at [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on indique avec le doigt ou autre chose [1.3#723] 7 qu'on indique avec le doigt ou les lèvres [1.8] |
Examples |
8 tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny.
[2.445#]
9 Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. [2.471] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tondroina |
Anagrams | 16 anondrito, 17 anondroty, 18 tondroina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |