|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanondro
Root  2 tondro
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana.
5 Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo. [1.1]

Entry (2/2)6  fanondro
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana?. [1.1]
Explanations in English  9 The index finger; lit. the pointer.. [1.2]
Explanations in French  10 l'index. [1.3]
Examples  11  anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281]
12  ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany [1.519]
Vocabulary  13  Biology
Holonym 
Co-meronyms 
All compound words  20  3 combinations of this word

Anagrams  21 fanondro, 22 fondrano

Updated on 2025/11/11