|
|
|
|

Entry1  mifanondro
Root  2 tondro
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Zavatra tsy niainan' ny Antakay fahiny ny mifanondro molotra raha misy raharaha niaraha-nanao [2.245#82]
5  Mifampijery sy mifanondro molotra mandrakariva ireo jiolahy rehefa mihodina azy ity lehibeny voa ny an'ialahy isany, hoy ny iray [2.895#63]
All compound words  6 mifanondro basy aman-defona

Updated on 2025/11/09