|
|
|
|

Entry1  entina
Root  2 tondra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 ilazana zavatra vimbinina na sakelehina na babena na lolohavina... ka afindra toerana miaraka amin' ny tena:
5 Ento atỳ ny solomasoko ~ Efa nentiny am-babena nankany amin' ny hopitaly ny zanany
6 Lasa, paohina:
7 Nentin' ilay kary iny ny satroko ~ Nentin' ny rivotra ny tafontrano
8 Fehezina:
9 Entin' ny fanjakana ny vahoaka
10 Anaovana:
11 Akanjo madio no entin' ny olona amin' ny andro fety
12 Ampiasaina:
13 Famaky no entiny mikapa taolana [1.1]
Explanations in French  14 porté: akanjo betsaka no nentiny tany an-tsena (il a porté au marché beaucoup d’habits) [1.3#127, 1.5]
15 emporté: nentiny tao an-tranony ny bokiko (il a emporté mon livre chez lui) [1.3#127, 1.5]
16 apporté: nentiny ilay zavatra nangatahiko (il m'a apporté ce que j’avais demandé) [1.3#127]
17 enlevé: nentin'ny rivotra ny satroko (le vent m’a enlevé mon chapeau) [1.3#127]
18 amené: nentiny taty amiko ny alikako very (il m’a amené le chien que j’avais perdu) [1.3#127]
19 conduit: nentiny tao an-trano fianarana ny zanako (il a conduit mon enfant a l’école) [1.3#127]
20 transmis: fanao nentin-drazana izany (c’est un usage transmis par les ancêtres) [1.3#127]
21 employé: vato voapaika ihany no nentiny nanao ny tranony (il n’a employé que des pierres de taille pour bâtir sa maison) [1.3#127]
22 dépensé: be dia be ny vola nentiko nanao ny tranoko (j’ai dépensé beaucoup d’argent pour bâtir ma maison) [1.3#127]
23 dont on se sert: ny fahefanao no tokony hoentinao hanao soa (vous devez vous servir de votre pouvoir pour faire du bien)> [1.3#127]
24 gouverné, géré: tsy entiny tsara ny vahoaka (il ne gouverne pas bien le peuple) [1.3#127]
25 poussé: nentin' ny fahantrana izy ka nangalatra (il a été poussé par la misère et a volé) [1.3#127]
26 charrié, emmené [1.5]
Examples  27  andao ianareo hiaraka amiko fa hoentiko any amin' ny polisy ity anio. [2.4]
Morphology 
28  Present :
29  Past :
30  Future :
31  Imperative :
All compound words  32  25 combinations of this word
Proverbs  33  Proverbs containing that word

Anagrams  34 entina, 35 tenina

Updated on 2025/11/13