|
|
|
|

Entry1  fitondrana
Root  2 tondra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto
5 Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary
6 Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona
7 Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy
8 Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1]
Explanations in English  9 the act of carrying; government, leadership [1.7]
Explanations in French  10 action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8]
All compound words  11  10 combinations of that word
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17