| Entry | 1 mampitondra |
| Root | 2 tonra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Ary izaho mampitondra azy basy efa-jato (400) ho anao.
[2.366#]
5 ary ny lamba hitafy koa dia ny aty antanana no mampitondra; [2.59#] 6 Ny mpianakavy angaha n,oa tsy mba mahay mampitondra ny mafy? [2.643#] |
| All compound words | 7 mampitondra loza |
| Updated on 2025/10/08 |
|