Entry alofisaka (alo, fisaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Aretin-jaza mahatonga azy hahia, halazolazo lava [Rajemisa 1985]
English definition [fisaka, thin.] A disease of children which makes them look thin. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Analogues  alobotra
Examples Ny alofisaka dia aretina mankahia zaza ka mahatonga azy ho fisapisaka kely. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Quotes 

2020/01/01