Entry tendry
Part of speech noun
Malagasy definition Fikasihana kely zavatra
¶ Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha
¶ Fihinanana zavatra kely
¶ Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany
¶ Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox)
¶ Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2009/05/01