|
|
|
|

Entry1  tinendry
Root  2 tendry
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy
5 Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao [1.1]
Explanations in French  6 qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
7 qu'on a désigné, indiqué, fixé
8 qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3#695]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12 voatendry

Updated on 2025/09/12