| Entry | 1 tendrena |
| Root | 2 tendry |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" Ihinanana kely [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 tandrene, 11 tendrena |
| Updated on 2025/09/12 |
|