|
|
|
|

Entry 1  fitendrena
Root  2 tendry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga
5 Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]

Updated on 2026/02/22