| Entry (1/2) | 1 mitendry |
| Root | 2 tendry |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao?
[1.1] |
| Examples |
5 mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany.
[1.437#]
6 Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 11 Music: (in general) |
| All compound words | 12 mitendry ilo |
| Entry (2/2) | 13 mitendry |
| Part of speech | 14 active verb |
| Explanations in Malagasy |
15 mihinana maraina
[Taisaka]
[1.78] |
| All compound words | 16 mitendry hanina |
| Updated on 2025/11/17 |
|