Entry tehina
Part of speech noun
Malagasy definition Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena
Mitovy hevitra: firitsoka ~ kanonta ~ kibango ~ kipikipy ~ langilangy ~ longy ~ tabaka ~ valavala [Rajemisa 1985]
English definition a staff, a cane [Hallanger 1973]
French definition canne [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 50]
Quotes 
Articles 

2017/06/29