Entry valavala
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy
¶ Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko [Rajemisa 1985]
Derivations 
Examples Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana. [Baiboly]
Quotes 

2019/08/27