| Entry | 1 fitehenana |
| Root | 2 tehina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fanosehana lakana amin'ny tehindakana..
5 fitondrana tehina.. 6 fiankinana: Rehefa mihinana ambony latabatra, tsy fahalalam-pomba ny fitenenana amin'ny latabatra. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|