Entry fitehina (tehina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   fomba entina mitehina, miankina, na mitondra tehina [Rajemisa 1985]

Entry fitehina (tehina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] tehin-dakana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] hazo lava voafihina ampandehanana ny lakana na ny zahatra [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

2010/05/06