Entry tanteraka
Part of speech adjective
Malagasy definition Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika
¶ Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana
¶ Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay
Mitovy hevitra: efa ~ maty paika ~ naniry zaza ka tera-dahy ~ nikororoka vary ka sendra rivotra ~ nitady toko ka sendra vato ~ to ~ tomombana ~ tontosa ~ vita [Rajemisa 1985]
English definition effected, accomplished, completed; perfect [Hallanger 1973]
French definition effectué, accomplit; parfait [Hallanger 1974]
French definition réalisé; débouchant; totalement [SLP: Voambolana]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/09/09