Entry mahatanteraka (tanteraka)
Part of speech active verb
French definition pouvoir percer, accomplir, executer, pouvoir executer [Abinal 1888]
Examples 
1Mba hahatanteraka ilay hira anglisy hoe: [Andriamalala: Fasana, page 6]
2Izy no nahatanteraka ny fampanantenana nataon-dRainitoandro tamin-janany fahiny [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 101]
Morphology 
mahatanteraka
nahatanteraka
hahatanteraka
mahatanteraha
Quotes 

2013/12/31