Entry | 1 fanatanterahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tanteraka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famitàna tsara hatrany amin' ny farany |
Explanations in French |
5 [1.13] réalisation |
Examples |
6 [2.356#] Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa.
7 [2.508#] Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. 8 [2.114#] Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. |
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |