Entry maninteraka (tanteraka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro [Rajemisa 1985]
Examples   Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147]
Morphology  
maninteraka
naninteraka
haninteraka
maninteraha
Other spellings  

Entry maninteraka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] manantanteraka [Rakotosaona 1972]

2013/04/04