Entry tomombana (tombana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [Rajemisa 1985]
French translation   accompli, parfait, achevĂ© [Abinal 1888]
Examples  
1Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho. [FOFAFIPE: Rosovola, page 109]
2Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [Fagereng: Tantara, page 23]
Derivations  

Updated on 2017/05/17