Entry (1/4) | 1 tantàna |
Root | 2 tana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 (Endrika verindroan' ny teny hoe: "Tana") Fandraisana olona amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena. (Marihina fa efa niova toerana ny tsindrim-peon' io teny io amin' ny fiteny mahazatra ka nanjary tàntana) [1.1] |
Explanations in French |
5 duplicatif de tana [1.3] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (2/4) | 9 tantana |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Fizarana zavatra amin' olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa Fizarana vola na sakafo amin' olona maromaro nandray anjara tamin' ny fandevenana na famadihan-drazana na lanonana na asa tsotra: Mahafinaritra fa vita tsara ny tantana [1.1] |
Explanations in French |
12 distribution de viande, de riz ou d'argent, surtout au Fandroana et aux enterrements [1.3] 13 distribution de vivres ou d'argent en parties égales [1.196] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word tantana |
Entry (3/4) | 19 tantana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Fandrin-javatra, lenta: Tsy mitovy tantana ny tokotany [1.1] |
Explanations in French |
22 égalité de niveau, égalité d'un tissu bien fait [1.3] |
All compound words | 23 10 combinations of tantana |
Entry (4/4) | 24 tantàna |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 (de tana : action de retenir ; allusion au latex adhésif, employé comme colle peu efficace ; on en fait surtout des gluaux pour capturer les petits oiseaux). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). Nom relevé par A. Grandidier dans ses cahiers manuscrits, d'après J. Lombard, ASSEMI, vol. 7, n° 4, p. 89 (1976). [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary | 27 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 28 tantana, tantàna |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |