| Entry | 1 voatana |
| Root | 2 tana |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in Malagasy |
[1.1#917] |
| Explanations in English |
4 held, grasped, grappled.
[1.2#613] |
| Explanations in French |
5 retenu, saisi, gardé, arrêté.
[1.3#664] |
| Examples |
6 Am-pihin-drafy : toy ny voatanan' ny rafy, izany hoe voageja mafy
[2.285#59]
7 Indrindra koa, fa olona avy any Ambositra isika, ary avy any Ambositra daholo no ankabeazan' ny voatana. [2.324] 8 Tsy misy hevitra mazava momba izany, hevitr' olona voatanako izany; mainka moa fa izany hoe hevitro izany. [2.4] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 atavano, 12 atavona, 13 atovana, 14 avotana, 15 vatoana, 16 voatana |
| Updated on 2025/11/02 |
|