| Entry | 1 soamarandrana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1] |
| Vocabulary | 4 Zoology: reptiles, amphibians |
| Analogs | 5 kamaitso, kamora, kamarabe, tanavavy |
| Updated on 2025/09/12 |
|