Entry (1/2) | 1 kamarabe |
Elementary words | 2 kamara, 3 be |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay [1.1] |
Explanations in French |
6 Femelle de caméléon [2.415] |
Vocabulary | 7 Zoology: reptiles, amphibians |
Analogs | 8 kamaitso, kamora, soamarandrana, tanavavy |
Entry (2/2) | 9 kamarabe |
Elementary words | 10 kamara, 11 be |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in French |
13 Se disait des épouses méchantes [2.415] |
Examples |
14 ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra.
[1.437#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |