| Entry | 1 mifampitana |
| Root | 2 tana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in French |
4 se saisir mutuellement [3.1] |
| Examples |
5 Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana!
[2.472#]
6 Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. [2.270#] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 manatampify, 11 mifampitana |
| Updated on 2025/09/12 |
|