Entry (1/2) | 1 takona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [1.1] |
Explanations in English |
4 hidden, not seen [1.7] |
Explanations in French |
5 caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) [1.3#653] 6 caché, qu'on ne voit pas [1.8] |
Examples |
7 ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita!
[2.69#]
8 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332#] 9 Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588#] |
Derivatives |
|
All compound words | 26 14 combinations of takona |
Proverbs | 27 Proverbs containing the word takona |
Entry (2/2) | 28 takona |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [1.1] |
Explanations in English |
31 a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
32 action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir [1.3#654] |
Derivatives |
|
Anagrams | 46 antoka, 47 kantao, 48 katona, 49 kotana, 50 takona, 51 tanako, 52 tokana, 53 tonaka, tonàka |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |