|
|
|
|

Entry1  fanakonana
Root  2 takona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita [1.1]
Explanations in English  5 the act of covering; an eclipse [1.7]
Explanations in French  6 action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune [1.8]
Examples  7  Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana. [2.857#]
8  Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany. [1.353#]

Anagrams  fanakonana, 9 fanokanana

Updated on 2025/09/12